Andao hiara-hanangana ho avy mamiratra!

Tongasoa eto amin’ny pejy fifandraisana ! Vondron’ny tanora manolo-tena sy te hitondra fiovana eto Madagasikara izahay. Ny fanovana sy fampandrosoana an’i Madagasikara dia mitaky ezaka mitambatra. 

Reboisement ESPA 2026

Ndao hifanome tanana hitondra vokatra tsara azo tsapain-tanana amin’ny fiainan’ny Malagasy rehetra eto Madagasikara sy manerana izao tontolo izao.

Tehirizo ny fifandraisana! Araho ny pejinay rehetra.

Andao isika hiara-hanova ny hoavin’i Madagasikara.