Non classé

Mois de la langue malagasy / malgache

Madagasikara dia anisan'ireo firenena vitsy an'isa manokana volana iray manontolo entina ankalazaina ny teny reniny, ka ankoatran'ny maha iray volan'ny ankizy ny volana jona dia iray volan'ny teny malagasy ihany koa izy.